<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>8</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Mandrakizay ny Anaranao no hoderaiko
 eram-po, eran-tsaina.
 Hianao, ry Jehovah!
 no hoderaiko eram-po, eran-tsaina;
 fa tsara sady miantra Jehovah,
 mahatsindry fo ka tsy maika.
 Izao asany rehetra izao dia samy tiony sy amindrany fo.
 Ny Anarany lehibe hoderaiko sy hankalazaiko.</lyrics>
<title>Mandrakizay ny Anaranao no hoderaiko AN8</title>
</song>